Entrée mitosy (tosy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mikasika (amin' ny lalao kanety) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Morphologie 
mitosy
nitosy
hitosy
mitosia

Entrée mitosy (tosy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana: Mitositosy amin-dreniny erỳ io zaza io [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitosy
nitosy
hitosy
mitosia

Mis à jour le 2020/07/31