|
|
|
|

Teny iditra1  mitoritory ravina
Singan-teny  2 mitoritory, 3 ravina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza fanaovana dinidinika eo amin' ny raharaha lehibe mikasika ny fianakaviana; midinidinika raharaha amim-pifaliana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Examiner à fond une affaire difficile. [2.415#3278, 1.3#732]
7 C' est comme si on séparait des feuilles [2.415#3278]
8 séparer des feuilles [1.3#732]
Ohatra  9  ka dia avy mitoritory ravina amana mandinidinika [2.857]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12