Entrée mitonantonana (tonantonana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mivezivezy foana tsy misy antony, tonga fotsiny tsy misy zavatra hatao: Ity izaho nitonantonana tany, nefa ry zalahy taty nigalabina aoka izany!
Morphologie 
mitonantonana
nitonantonana
hitonantonana
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31