Entrée mitilitily
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tanala] mitazantazana: Aveno tsara io somondrara io fa mitilitily ny janakao, tsy añona an'io (ambeno tsara io tovovavy ratsy taiza io fa mitazatazana ny zanakao) [Rakotosaona 1972]

2009/09/01