|
|
|
|

Teny iditra1  mitehika
Fototeny  2 tehika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikasika: Tsy mitehi-tany mihitsy ny tongotra indraindray ao anaty fiarambahoaka
5 Miankina: Ataovy mitehika amin' ny rindrina ny tohatra [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 mitehaky, mitehika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12