|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitangongo |
| Fototeny | 2 tangongo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mivory betsaka miavosa na mivory betsaka mifanakaiky mifanizina: Jereo ireto vitsika mitangongo akaikin' ny fitoeran-tsiramamy
[1.1] 5 mivangongo [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Etre groupé ou se grouper tout autour, comme des poussins, des abeilles, des fourmis, des mouches ; être entassé
[1.3#672] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|