|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitanatana |
| Fototeny | 2 tanatana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misokatra tanteraka (filaza amin' ny varavarana, vava, lavaka): Ny masony nivontirika, ny vavany nitanatana
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 8 mitanatana vava |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 Matitanana, matitanana, mitanatana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|