|
|
|
|

Teny iditra1  mitalaboboka
Fototeny  2 talaboboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Be dia be, zavon-tany (ohatra ny vahoaka mihahohaho, na ny valala, na ny fasika...) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 être en grand nombre, comme une foule, des sauterelles, du sable [1.3#655]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 ambolobitaka, mitalaboboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12