|
|
|
|

Teny iditra1  misosona
Fototeny  2 sosona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy sosona, misy atiny misisika, misy laharana faharoa manarakaraka: Mafana ny akanjo misosona. / Tsy afaky ny jiolahy ve hoy ianareo, ny hady misosona [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12