Entrée misorom > misorona (sorona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao sorona: Nisorona ny ondriny tsara indrindra i Abela [1.1]
Morphologie 
Présent : misorona
Passé : nisorona
Futur : hisorona
Impératif : misoròna
Proverbes 

Entrée misorom > misorona (sorona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mikarakara ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Misorona afo [1.1]
Exemples Raha niresaka toy izany ny rainy sy ny ankizy, Ramatoa Rasoa kosa etsy an' efitra atsilo misy tohatra, misorona afo amin' ny fiketrehana ny nahandro. [2.470]
Morphologie 
Présent : misorona
Passé : nisorona
Futur : hisorona
Impératif : misoròna
Mots composés 
Proverbes 

Entrée misorom > misorona (sorona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manafina na tsy milaza raha tahiny ka misy kilema mahavoa ny namana nefa tsy hitany noho ny fahamenarana: Aza misorona, tompoko, raha misy toetra tsy mahomby hitanao amin' ny zanako any am-pianarana [1.1]
Explications en anglais To be discreet [1.7]
Explications en français être discret, réservé, se taire par timidité, par honte, par condescendance [1.3]
 être discret [1.8]
Morphologie 
Présent : misorona
Passé : nisorona
Futur : hisorona
Impératif : misoròna
Mots composés 
Proverbes 

Entrée misorom > misoroña
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Tambahoaka] Mivavaka [1.78]
  [Tanosy] Mangataka, mivavaka [1.78]

Entrée misorom > misoròna (sorona)
Partie du discours impératif du verbe actif misorona [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Entrée misorom > misoro (soro)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Taimoro] Manangan-jaza [1.78]

Entrée misorom > misoro
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Taisaka] Manao soro [1.78]

Anagrammes