Entrée misoratra (soratra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandatsaka anarana, manoratra ny anarana: Efa nisoratra omaly aho
¶ Misy sorany na volon-doko: Tsy tiako ny lamba misoratra [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misoratra
nisoratra
hisoratra
misorata
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2012/09/28