|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misingotra |
| Fototeny | 2 singotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Voafatotra: Voafingan' ny fandrotrarana aho ka lavo, toy ny nisingotra iny ny tongotro
5 Voarain' ny tadivavarana, voan' ny amparapaingo: Nisingotra ilay vorona ka tsy afaka nikopoka 6 Sahirana mafy azon' ny: Misingotry ny volan' olona Rakoto [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 tsinay misingotra aman' aty |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | misingotra, 12 tsimirango |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|