Entrée miseho (seho)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Manolo-tena ho hita: Tsy sahy miseho intsony izy hatramin' ny nanaovany izany hadalana izany
¶ Manomboka ho hita: Raha vao misokatra ny ridao, dia tovovavy no miseho eo ambony lampihazo ~ Efa miseho izao ny haratsiany
¶ Mitombana: Misehoa ho lehilahy mafana fo
¶ Mitranga, miposaka: Niandry ny masoandro hiseho izy vao nifoha
  [SLP 1986] mitranga araka ny hita maso
Explications en français  [SLP 1986] apparaître
Morphologie 
miseho
niseho
hiseho
misehoa
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31