|
|
|
|

Teny iditra1  misavovona
Fototeny  2 savovona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miavosa, mifanongoa: Nisy antonta-mololo nisavovona teo an-tokotanin' i Dadabe [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12