Entrée misarebaka (sarebaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mirefarefa amin' ny tany: Misarebaka ny lambanao
Mitafy lamba izay arefarefa amin' ny tany: Maika ho aiza ity ianao no misarebaka toy izao? [1.1]
Morphologie 
Présent : misarebaka
Passé : nisarebaka
Futur : hisarebaka
Impératif : misarebaha

Mis à jour le 2023/01/05