Entrée misaosao (saosao)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao: Misaosao ny lamba jiafotsy
Mikasaoka: Misaosao ity pataloako ity rehefa mamindra aho
Mihinana haingana tahaka ny tsy ho voky iny: Aza misaosao homa-menaka fa ho lamoka ihany no farany [1.1]
Morphologie 
Présent : misaosao
Passé : nisaosao
Futur : hisaosao
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20