|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 misafo |
| Fototeny | 2 safo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampandalo moramora ny tanana eo ambony zavatra iray: Misafo ny lohany mandrakariva io zazalahy io rehefa hiteny
5 Manotra: Iza no nisafo ny tongotrao narary? 6 Teny ilazana ny vehivavy bevohoka mitondra ny kibony hojeren' ny dokotera na ny mpampivelona: Tonga misafo isan-tapa-bolana eto amin' ny hopitaly io Ramatoa io 7 Mandalo mba hijery ny fandehan-javatra, mba hanara-maso: Hisy lehibe hisafo ny trano fitsaboana rahampitso 8 Mijery taratra: Nisy lehilahy nisafo ny tanana omaly mba hangalatra [1.1] |
| Ohatra |
9 Raha voateny ny lesoka, misafo ny azy ny petakorona.
[2.346#19]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 misafo |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 [Antesaka] misasa
[1.78] 19 [Sihanaka+Tanala] misasa tava, misasa maso [1.78] |
| Fivaditsoratra | 20 fimaso, 21 mafiso, 22 mifosà, mifosa, misafo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28 |
|