|
|
|
|

Teny iditra1  misafay
Fototeny  2 safay
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 (manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nisafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8 manao alasafay, miala safay

Fivaditsoratra  9 FISAMIA, misafay, 10 misafia

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31