|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mirosarosa |
| Fototeny | 2 rosarosa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao zavatra na mandeha miadana dia miadana, tsy rototra
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 8 mirôsarôsa |
| Sokajin-teny | 9 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 mampiseho ny voniny, mamony: Mirôsarôsa ny voninahitra (vary)
[Bezanozano]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | mirôsarôsa, mirosarosa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|