|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miropy |
| Fototeny | 2 ropy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitakoko, mipetraka manjokaiky
5 Mialoka: Izany, rahavako, noroa lahy milanja ambetraka, ka sendra laviana miara-miropy, sendra mafana miara-mihinjaka (Rajaonah Tselatra) [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | miropy, 9 mpiory |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|