|
|
|
|

Teny iditra1  mirongaronga
Fototeny  2 rongaronga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitombo haingana, maroroka izaitsizy ao anatin' ny fotoana tsy ela: Mirongaronga erỳ ity zanakao faralahy ity [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 mirangorango, mirongaronga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12