|
|
|
|

Teny iditra1  miroandroana
Fototeny  2 roandroana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Finaritra, mianoka amin' ny fiadanana [1.1]

Fivaditsoratra  5 miraondraona, miroandroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12