Entrée miroa (roa)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Tsy fiteny afa-tsy raha miaraka amin' ny teny toy ny hoe hevitra, saina, tany, fonenana, lela..., ka ny heviny dia hoe: manana (hevitra...) tsy tokana fa roa: Miroa saina Rakoto: sady ta handeha no te hijanona [Rajemisa 1985]
Morphologie 
miroa
niroa
hiroa
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2010/08/24