|
|
|
|

Teny iditra1  mirivirivy
Fototeny  2 rivirivy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza famelezana sesilany, ka tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny teny toy ny hoe kapoka, tehamaina: Kapoka mirivirivy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  8 kapoka mirivirivy

Fivaditsoratra  mirivirivy, 9 miviriviry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09