Entrée miriorio (riorio)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] mivezivezy
  [Rakotosaona 1975] [Bara] mirenireny
  [Rakotosaona 1975] [Tanosy] mirenireny, mivezivezy
  [Rajemisa 1985] Mirenireny, mandehandeha tsy misy toniany, mirendrena, mivoivoy
¶ Mivily any amin' ny tsy izy, mibirioka: Tsy mahagaga izy raha miriorio fa mbola tanora fanahy
¶ Mandeha atsy mandeha aroa, tsy mitombina amin' ny zavatra iray: Rehefa Rangahy iny no tonga, miriorio foana ny resaka atao
Morphologie 
miriorio
niriorio
hiriorio
mirioriova
Citations 

Mis à jour le 2022/06/24