|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirindra |
| Fototeny | 2 rindra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Milamina, milanto: Mirindra tsara ny fianarana eto aminay
5 Mifanaraka: Mirindra tsara ny Mpampianatra sy ny Tale 6 Miditra, miady tsara: Mirindra ny andahiny sy ny ambaviny amin' ity rafitra ity [1.1] 7 mifanaraka tsara [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 harmonieux
[1.13] |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mirindra |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 mandriry, mirindra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|