|
|
|
|

Teny iditra1  mirindra
Fototeny  2 rindra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Milamina, milanto: Mirindra tsara ny fianarana eto aminay
5 Mifanaraka: Mirindra tsara ny Mpampianatra sy ny Tale
6 Miditra, miady tsara: Mirindra ny andahiny sy ny ambaviny amin' ity rafitra ity [1.1]
7 mifanaraka tsara [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 harmonieux [1.13]
Kamban-teny rehetra  9 fihetsika mirindra
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 mandriry, mirindra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17