Entrée miriatra (riatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Tanala] Mitriatra, rovitra tsy nahy, mipoaka mafy: Triatre ny semboko (rovitra ny lambako) [1.78]
 Mandositra
Lasa mirintona: Notenenina kely fo-ana ny anao dia niriatra
Mitsiaka, rovitra ka heno mitsefaka ny faharovitana: Niriatra ny pataloany
Mipoaka mafy tampoka; mikotrokotroka: Matahotra mafy ny zafy keliko raha misy varatra miriatra [1.1]
Morphologie 
Présent : miriatra
Passé : niriatra
Futur : hiriatra
Impératif : miriata
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20