Entrée miretaka (retaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mikoa, mirodana: Niretaka ny tamboho noho ny orana
Mipetraka na matory tsy afa-miarina, mihonaka: Miretaka eo am-pandriana ao izy indroa andro izao [1.1]
Morphologie 
Présent : miretaka
Passé : niretaka
Futur : hiretaka
Impératif : miretaha
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20