|
|
|
|

Teny iditra1  mirazotra
Singan-teny  2 mira, 3 zotra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Tsipika mitovy elanelana hatrany amin' ny tsipika iray hafa: Ny tsipika AB dia mirazotra amin' ny tsipika DE [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 parallèles [1.13]
Ohatra  7  mirazotra amin' izany, ny fanamafisana ny fandriam-pahalemana mba hitazomana ny filaminana ara-tsosialy sy ny fanajana ireo fitsipika eo amin' ny fitantanam-bola dia ho hita ihany koa. [1.384#]
Voambolana  8  Matematika: rafitsary

Fivaditsoratra  mirazotra, 9 mirozatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17