|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mirangorango
Fototeny  2 rangorango
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Sady lava no mahia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 être long et maigre [1.3#507]

Teny iditra (2/2)6  mirangorango
Fototeny  7 rangorango
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9 Mihinana tsy miatoato, amim-pahalianana tanteraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to wander about in search of something, such as food, etc. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 prendre sans permission, avec hardiesse [1.3]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  mirangorango, 16 mirongaronga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12