Entrée mirafitra (rafitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miraikitra, miady: Mirafitra tsara ny biriky amin' ity trano ity
¶ Mikezaka, mimaso, mikely aina: Mirafitra amin' ny fianarana izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to join together, to unite, to fit. [Richardson 1885]
Morphologie 
mirafitra
nirafitra
hirafitra
mirafeta

Mis à jour le 2010/05/14