|
|
|
|

Teny iditra1  mirabaka
Fototeny  2 rabaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miditra an-kasahiana, mitsofoka an-kasahiana izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to plunge or sink in, as an ox, etc. getting into a covered hole; to be revealed, as a hole. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 S'introduire avec hardiesse, pénétrer dans, agir témérairement [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 Akrabima, mirabaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12