Entrée | 1 mipotraka |
Radical | 2 potraka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Midina, mirotsaka: Raha vao vita ny hiram-pirenena dia nipotraka ny saina. / Nipotraka ny ranomasony [1.1] |
Exemples |
5 misy kotroka, ka mitomany ny lanitra, ary mipotraka ny mahetsaka.
[2.69#]
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 9 2 combinaisons de ce mot |
Anagrammes | 10 mipotraka, 11 mpirotaka, 12 mpitoraka |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |