Entrée mipoitra (poitra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miseho avy any anaty zavatra, toy ny rano avy any anaty tany, ny hatsembohana avy ao anaty masonkoditra...: Misy rano mipoitra avy ato anatin' ity vato ity ~ Efa nipoitra ve ny bonibonin-janakao?
¶ Miposaka: Nipoitra avy tany atsinanana indrindra ny volana tamin' izay
¶ Miseho tampoka: Indro nipoitra avy tao anaty hady ilay mpangalatra
¶ (zavamaniry) Mitranga avy ao anaty tany: Efa nipoitra ny tsaramaso namboleko [1.1]
 miseho
¶ azo avy amin'ny ... [1.13]
Explications en français émerger
¶ dériver de ... [1.13]
Morphologie 
mipoitra
nipoitra
hipoitra
mipoira
Proverbes 

Anagrammes mpioitra

Mis à jour le 2023/01/20