|
|
|
|

Teny iditra1  miory
Fototeny  2 ory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Malahelo, mijaly: Tonga izahay miara-miory aminareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to assume an air of misery. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 être affligé, malheureux, pauvre [1.3]
Ohatra  7  Nirohotra ny fokonolona nampiseho ny fiaraha-miory amin' ny fianakaviana sy nanao ny fikarakarana rehetra nilaina. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 saro-miory

Fivaditsoratra  miory, 13 mirio

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09