|
|
|
|

Teny iditra1  miongaka
Fototeny  2 ongaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miala, miesotra, lasa: Niongaka izy rehetra
5 Miendaka: Nipoaka ny vato ka betsaka no niongaka [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 maingoka, miongaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12