Entrée miomby (omby)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Enti-milaza ny bibindandy miova ho soherina: hodidininy ny tenany ny kofehy notehiriziny tao an-kibony izay manjary akoran-dandy, dia mibonoka matory ao izy [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Morphologie 
miomby
niomby
hiomby
Exemples dia biby velona ampihinanina aminy amberivatry, dia miomby ny biby, dia tonga landy; [Callet: Tantara, page 144]

2013/05/02