|
|
|
|

Teny iditra1  miolotra
Fototeny  2 olotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Akaiky, mikasika, mifampikasika: Miolotra ny sahanay ny sahany
5 Miohatra, mitaha: Ratsy ity satroka ity miolotra amin' itsy iray itsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be contiguous. [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10 miolo-nono

Fivaditsoratra  miolotra, 11 mitolora

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09