|
|
|
|

Teny iditra1  miolika
Fototeny  2 olika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mivily, mihodina: Eto no miolika miankandrefana ny renirano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to wind about as a serpent; also same as miolaka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 être sinueux, en zigzag, en spirale, se détourner, serpenter [1.3]
Ohatra  7  Irony lalana ery avaratra ery
dia malomaloka toa lalana ela
ary toa miolika atsy toa miolika aroa
nefa manodidina no andrefan-tranon-dRatiakonohoniolona
[2.131]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12 miolaka, miolikolika
Kamban-teny rehetra  13 fanalehibeazana lavaka minify miolika
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mikolay, 16 milaiko, miolika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09