Entrée minisitera > ministera
Partie du discours nom
Explications en malgache [ minisitera ] Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin' ny Governemanta: Ny minisiteran' ny fampianarana [1.1]
Explications en français Sampan-draharaha ambony ao amin' ny fito [...] [texte complet dans 1.66]
Explications en anglais A government department or ministry [1.7]
Explications en français Un ministère du gouvernement [1.8]
Exemples 
1Tamin' izany, dia nisy Ministera nihevitra ny hanovana ny satan' ny Tany Ampitandranomasina. [2.113]
2Avy amin' ireo rijan-teny ireo no nahatonga ny Ministera maro ho nankinina tamina miaramila am-perinasa. [4.27]
Vocabulaire 
Mots composés 
Origine Français: ministère.
Analogues  minisitra

Anagrammes