|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  minga
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antambahoaka] miala [1.78]

Teny iditra (2/3) 4  minga
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 [Bezanozano] miverina [1.78]

Teny iditra (3/3) 7  minga
Sokajin-teny  8  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  9 [Bara] angamba, fandrao, angao [1.78]

Fivaditsoratra  10 mangy, minga

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04