|
|
|
|

Teny iditra1  mindran-tsofina
Singan-teny  2 mindrana, 3 sofina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olona tsy mandre tsara loatra ka manontany ny hafa, lalodalovana tsy mahare tsara ka izay lazain' ny olona no mba lazainy koa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to listen to unauthenticated reports [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Envoyer quelqu' un pour écouter à sa place et se renseigner [2.415#3407, 1.3#280]
8 Emprunter les oreilles de quelqu' un; l' expression se disait aussi des sourds [2.415#3407]
9 qui n’écoute qu'à demi [1.3#280]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 mifantsindrona, mindran-tsofina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02