Entrée milafolafo (lafolafo (lafo))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mihetsiketsika, mihoalahoala (mba hisintonana ny mason' ny olona, mba hanangoly): Milafolafo aoka izany io tovovavy io rehefa mandalo tovolahy [1.1]
Morphologie 
Présent : milafolafo
Passé : nilafolafo
Futur : hilafolafo
Impératif : milafolafoa

Mis à jour le 2023/01/20