|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikorotsaka
Fototeny  2 korotsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mibolisatra mianjera: Nikorotsaka tany an-kady ilay olon-dratsy
5 Midina, mikoriana: Rano mikorotsaka ao anaty daba izany henonao izany [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mikorôtsaka
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 mikorosy [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  mikorôtsaka, mikorotsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21