Maraina miasa any Tsaralalana, ny tolakandro mianatra any Ambodifilao, ny hariva mikonjo ao an-trano na mamonjy eny Ambatomena amin' ny Foibem-pikoloana amerikana.[2.4]
2
Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra.[2.472]