|
|
|
|

Teny iditra1  mikodingy
Fototeny  2 kodingy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mianjera, midaboka dia mikodiadia: Nikodingy tany an-tevana ilay mpangalatra nenjehin' ny fokonolona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 dégringoler en roulant, rouler, courir sur une pente: Nikondingy teo ambonin' ny lohany ny tsihy (La natte a dégringolé sur sa tête) ~ Nianjera ny trano ka nikodingy tany an-tevana (La maison est tombé et a dégringolé dans le précipice)
6 être dégradé, destitué [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12