|
|
|
|

Teny iditra1  mikizo
Fototeny  2 kizo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tonga mahantra, fadiranovana
5 Mandeha indray maka dia lanin' ny andaniny daholo ny vaton' ny tena (lalao fanorona) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Finir par tomber dans la misère
7 n’avoir qu’un coup à jouer avant de perdre tous ses pions [1.3#342]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  mikizo, 11 mikozy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12