Entrée mikisaka (kisaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mifindra toerana kely: Tandremo fa raha mikisaka kely foana ianao dia mianjera any an-kady
¶ Mihataka, mitanila: Mikisaha handehanan' ity jamba ity
¶ Mandady amin' ny kibo: Mikisaka ny bibilava fa tsy mandeha
¶ Mandeha miadana dia miadana: Mikisaka erỳ ianao izany raha mandeha
Morphologie 
mikisaka
nikisaka
hikisaka
mikisaha

Mis à jour le 2020/07/31