|
|
|
|

Teny iditra1  mikemo
Fototeny  2 kemo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihafohy rehefa avy nihenjana, mionkina, mikainkona: Mikemo ny hozatra raha vao avy nodidiana
5 Sosotra, mandà tsy hanao: Nikemo ny anao lahy raha vao notenenin-drainy
6 Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny: Nikemo tamin' ny fanekena nataony Rakoto [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 komemy, mikemo, 12 mikome

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12